Jeremiah 48:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hatsahatro ao Moaba koa izay miakatra hanatitra amin’ny toerana fanaovana sorona sy izay mandoro ditin-kazo manitra ho an’ny andriamaniny, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiako hofaranana ny amin’i Moaba, - teny marin’i Iaveh, - izay miakatra ho eo amin’ny fitoerana avony, sy manolotra emboka manitra amin’ny andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hofoanako tsy hisy ao Môaba, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, ireo miakatra amin’ny toeram-panasinana hanao sorona sy handoro zava-manitra mifangaro ho an’ny andriamaniny.»
Malagasy Bible 1865
Ary hatsahatro ao Moaba koa Izay miakatra hanatitra amin'ny fitoerana avo sy izay mandoro ditin-kazo manitra ho an'ny andriamaniny, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hatsahatro ao Moaba koa izay miakatra hanatitra amin’ny toerana fanaovana sorona sy izay mandoro ditin-kazo manitra ho an’ny andriamaniny, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary hatsahatro ao Moaba koa Izay miakatra hanatitra amin'ny fitoerana avo sy izay mandoro ditin-kazo manitra ho an'ny andriamaniny, hoy Jehovah.