Jeremiah 48:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nosolaina ny loha rehetra, voaharatra ny somotra rehetra, asiana tetika amin’ny tanana rehetra ary lamba fisaonana no amin’ny andilany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nibory ny loha rehetra, voaharatra ny somotra rehetra, misy tetika amin’ny tanana rehetra, ary misy lasàka koa ny valahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nanety ny volon-dohany sy nanaratra ny volom-bavany avokoa ny lehilahy rehetra, sady nitetitetika ny tanany sy nitafy gony ho fisaonana.
Malagasy Bible 1865
Fa mibory ny loha rehetra. Ary voaharatra ny somotra rehetra, misy tetika amin'ny tanana rehetra sy lamba fisaonana amin'ny valahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nosolaina ny loha rehetra, voaharatra ny somotra rehetra, asiana tetika amin’ny tanana rehetra ary lamba fisaonana no amin’ny andilany.
malagasy
Fa mibory ny loha rehetra. Ary voaharatra ny somotra rehetra, misy tetika amin'ny tanana rehetra sy lamba fisaonana amin'ny valahana.