Jeremiah 48:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rava i Moaba, ny madinika ao dia mamoaka fitarainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Montsana i Moaba; mandefa antsoantso ny ankizy madinika ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Potika i Môaba; ka hatrany Tsôhara no andrenesana ny antso vonjy ataony.
Malagasy Bible 1865
Rava Moaba, ny madinika ao dia mamoaka fitarainana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rava i Moaba, ny madinika ao dia mamoaka fitarainana.
malagasy
Rava Moaba, ny madinika ao dia mamoaka fitarainana.