Jeremiah 48:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azo ny tanàna Keriota ary azo ny manda fiarovana, ary amin’izany andro izany ny fon’ny lehilahy maherin’i Moaba dia ho tahaka ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azo i Kariota; afaka ny trano mimanda; ary ny fon’ny mpiady maherin’i Moaba amin’izany andro izany, dia toy ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azon’ny fahavalo ireo tanàna, azony ny toera-mimanda. Ary amin’izany andro izany na dia ireo miaramila maherifon’i Môaba aza, dia manaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza.
Malagasy Bible 1865
Afaka ny tanàna, ka azo ny batery fiarovana, ary amin'izany andro izany ny fon'ny lehilahy maherin'i Moaba dia ho tahaka ny fon'ny vehivavy mihetsi-jaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azo ny tanàna Keriota ary azo ny manda fiarovana, ary amin’izany andro izany ny fon’ny lehilahy maherin’i Moaba dia ho tahaka ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.
malagasy
Afaka ny tanàna, ka azo ny batery fiarovana, ary amin'izany andro izany ny fon'ny lehilahy maherin'i Moaba dia ho tahaka ny fon'ny vehivavy mihetsi-jaza.[Na: keriota]