Jeremiah 48:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa horavana tsy ho firenena intsony i Moaba satria niavonavona tamin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voaongana i Moaba amin’ny maha-firenena azy, satria nitsangan-kanohitra an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ringana i Môaba ka tsy ho firenena intsony satria nihevi-tena ho lehibe noho ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary horavana tsy ho firenena intsony Moaba. Satria niavonavona tamin'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa horavana tsy ho firenena intsony i Moaba satria niavonavona tamin’NY TOMPO.
malagasy
Ary horavana tsy ho firenena intsony Moaba. Satria niavonavona tamin'i Jehovah izy.