Jeremiah 48:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahotra, lavaka amam-pandrika, no mitatao anao, ry mponina any Moaba, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fampihorohoroana sy longoa ary fandrika harato no miandry anareo, ry mponin’i Môaba, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy NY TOMPO.
malagasy
Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy Jehovah.