Jeremiah 48:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandositra ny tahotra dia ho latsaka any an-davaka; ary izay miakatra avy any an-davaka dia ho voan’ny fandrika; fa hataoko tonga amin’i Moaba ny taona hamaliana azy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mandositra ny zava-mahatahotra azy, voan’ny fandrika; fa hataoko tonga aminy, dia amin’i Moaba, ny taona famangiana azy, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mandositra noho ny fampihorohoroana dia ho latsaka ao anatin’ny longoa; ary izay tafakatra avy ao amin’ny longoa dia ho voan’ny fandrika harato. Izany no hampihariko amin’i Môaba rehefa migadona ny taona hamaliako azy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Izay mandositra ny tahotra dia ho latsaka any an-davaka; Ary izay miakatra avy any an-davaka dia ho voan'ny fandrika; Fa hataoko tonga amin'i Moaba ny taona hamaliana azy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandositra ny tahotra dia ho latsaka any an-davaka; ary izay miakatra avy any an-davaka dia ho voan’ny fandrika; fa hataoko tonga amin’i Moaba ny taona hamaliana azy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Izay mandositra ny tahotra dia ho latsaka any an-davaka; Ary izay miakatra avy any an-davaka dia ho voan'ny fandrika; Fa hataoko tonga amin'i Moaba ny taona hamaliana azy, hoy Jehovah.