Jeremiah 48:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’ny alokalok’i Hesbona no ijanonan’ny mpandositra satria lany hery ireny; kanjo misy afo mivoaka avy any Hesbona ary lelafo avy any Sihona ka mandevona ny sisin’i Moaba sy ny tampon-dohan’ny mpitabataba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijanona eo amin’ny alokalok’i Hesebona ny mpandositra lany hery; kanjo misy afo mivoaka avy ao Hesebona, ary misy lelafo avy ao afovoan’i Sehôna; ka nandevona ny valahan’i Moaba, sy ny karan-dohan’ny zanaky ny fitabatabana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitady fialokalofana ao Hesbôna ireo mpandositra efa tena reraka. Kinanjo misy afo mipoitra avy ao Hesbôna; eny, misy lelafo mivoaka avy ao an-dapan’ny mpanjakan’i Sihôna, ka handevona an’i Môaba tanin’ireo mpitabataba ireo na ny faritra misolampy na ny lembalemba.
Malagasy Bible 1865
Ao amin'ny alokalok'i Hesbona no ijanonan'ny mpandositra, satria lany hery ireny; Kanjo misy afo mivoaka avy any Hesbona, ary lelafo avy any Sihona, ka mandevona ny sisin'i Moaba sy ny tampon-dohan'ny mpitabataba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’ny alokalok’i Hesbona no ijanonan’ny mpandositra satria lany hery ireny; kanjo misy afo mivoaka avy any Hesbona ary lelafo avy any Sihona ka mandevona ny sisin’i Moaba sy ny tampon-dohan’ny mpitabataba.
malagasy