Jeremiah 48:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Idiran-doza ianao, ry Moaba! Ringana ny olon’i Kemosy! Fa ho babo ny zanakao lahy ary hosamborina ny zanakao vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho anao, ry Moaba! Very ny vahoaka ao Kamosy; fa ny zanakao lahy entina atao sesitany, ny zanakao vavy lasan-ko babo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loza ity mahazo anao, ry Môaba! Very ianareo, ry vahoakan’i Kemôsy, satria samy nentina ho babo ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy.
Malagasy Bible 1865
Idiran-doza ianao, ry Moaba! Ringana ny olon'i Kemosy! Fa ho babo ny zanakao-lahy, ary ho sambotra ny zanakao-vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Idiran-doza ianao, ry Moaba! Ringana ny olon’i Kemosy! Fa ho babo ny zanakao lahy ary hosamborina ny zanakao vavy.
malagasy
Idiran-doza ianao, ry Moaba! Ringana ny olon'i Kemosy! Fa ho babo ny zanakao-lahy, ary ho sambotra ny zanakao-vavy.Nefa mbola hampodiko avy amin'ny fahababoana ihany Moaba any amparany, hoy Jehovah. Hatreto ny amin'ny fitsarana an'i Moaba.