Jeremiah 48:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa mbola hampodiko avy amin’ny fahababoana ihany i Moaba amin’ny ho avy, hoy NY TOMPO. Hatreto ny amin’ny fitsarana an’i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola hampodiko anefa ny voababo amin’i Moaba, any amin’ny farandro any, - teny marin’i Iaveh. - Hatreto ny fitsarana an’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa indray andro any kosa i Môaba dia mbola haveriko amin’ny laoniny indray, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.» Mifarana eto ny didim-pitsarana momba an’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Nefa mbola hampodiko avy amin'ny fahababoana ihany Moaba any amparany, hoy Jehovah. Hatreto ny amin'ny fitsarana an'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa mbola hampodiko avy amin’ny fahababoana ihany i Moaba amin’ny ho avy, hoy NY TOMPO. Hatreto ny amin’ny fitsarana an’i Moaba.
malagasy
Nefa mbola hampodiko avy amin'ny fahababoana ihany Moaba any amparany, hoy Jehovah. Hatreto ny amin'ny fitsarana an'i Moaba.