Jeremiah 48:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandosira, vonjeo ny ainareo ary aoka ho tahaka ny anjavidy any an-tany efitra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandosira, vonjeo ny ainareo! Ho tahaka ny anjavidy an-tany foana anie izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mandosira, vonjeo ny ainareo; ary mijanòna any an-taniefitra toy ny borikidia ianareo.»
Malagasy Bible 1865
Mandosira, vonjeo ny ainareo. Ary aoka ho tahaka ny olona mahantra any an-efitra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandosira, vonjeo ny ainareo ary aoka ho tahaka ny anjavidy any an-tany efitra ianareo.
malagasy
Mandosira, vonjeo ny ainareo. Ary aoka ho tahaka ny olona mahantra any an-efitra ianareo.[Na: ny anjavidy]