Jeremiah 48:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho tonga ao amin’ny tanàna rehetra ny mpandringana ka tsy hisy tanàna tsy ho azo; ho simba koa ny lohasaha, ary ho rava ny tany lemaka, araka izay nolazain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho tonga hamely ny tanàna rehetra ny mpandringana, ka tsy hisy ho afaka aminy izy ireo na iray aza; ny lohasaha, hosimbana; ary ny tanety, horobaina, araka ny voalazan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitety ny tanàna rehetra ireo mpandrava; ary tsy misy tanàna hidifiany. Simba avokoa ny lohasaha ary ripaka ny lembalemba. Izany no voalazan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpandringana ho tonga ao amin'ny tanàna rehetra, ka tsy hisy tanàna tsy ho afaka; Ny lohasaha koa ho simba, ary ny tany lemaka ho rava, araka izay nolazain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho tonga ao amin’ny tanàna rehetra ny mpandringana ka tsy hisy tanàna tsy ho azo; ho simba koa ny lohasaha, ary ho rava ny tany lemaka, araka izay nolazain’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny mpandringana ho tonga ao amin'ny tanàna rehetra, ka tsy hisy tanàna tsy ho afaka; Ny lohasaha koa ho simba, ary ny tany lemaka ho rava, araka izay nolazain'i Jehovah.