Jeremiah 48:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo elatra i Moaba fa hanidina izy ka ho lasa; ary ho lao ny tanànany ka tsy hisy mponina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo elatra i Moaba, fa tokony hidina izy; horavàna ny tanànany, ka tsy hisy mponina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anangano fasana i Môaba, satria ho rava tokoa izy. Ho lao ireo tanànany, ka tsy hisy mponina intsony.
Malagasy Bible 1865
Omeo elatra Moaba, fa hanidina izy ka ho lasa; Ary ho lao ny tanànanay, ka tsy hisy mponina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo elatra i Moaba fa hanidina izy ka ho lasa; ary ho lao ny tanànany ka tsy hisy mponina.
malagasy
Omeo elatra Moaba, fa hanidina izy ka ho lasa; Ary ho lao ny tanànanay, ka tsy hisy mponina.