Jeremiah 49:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia nampitanjaka an’i Esao, ary naharihariko ny fiereny ka tsy mahazo miery intsony izy; ringana ny zanany sy ny rahalahiny ary ny namany ka tsy ao intsony ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izaho no nampiboridana an’i Esao, sy nampiharihary ny fiereny, ka tsy afa-miery intsony izy. Ringana avokoa ny taranany, ny rahalahiny, ny mifanakaiky aminy, ka tsy misy intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no haka ny fanananareo ry taranak’i Hesao, Haharihariko ny fierenareo, ka tsy ho afa-miafina intsony ianareo. Ringana ianareo, mpiray firenena samy taranak’i Hesao; ringana ny mpiara-belona aminareo, ka tsy hisy olona hanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Izaho dia nampitanjaka an'i Esao, ary naharihariko ny fiereny, ka tsy mahazo miery izy; Ringana ny zanany sy ny rahalahiny ary ny namany, ka tsy ao intsony ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia nampitanjaka an’i Esao, ary naharihariko ny fiereny ka tsy mahazo miery intsony izy; ringana ny zanany sy ny rahalahiny ary ny namany ka tsy ao intsony ireny.
malagasy
Izaho dia nampitanjaka an'i Esao, ary naharihariko ny fiereny, ka tsy mahazo miery izy; Ringana ny zanany sy ny rahalahiny ary ny namany, ka tsy ao intsony ireny.