Jeremiah 49:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, hataoko tsinontsinona eo amin’ny firenena ianao ary fanazimbazimba eo amin’ny olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa nataoko kely bitika ianao eo amin’ny firenena, ataon’ny olona tsy ho zavatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro hataoko bitika ianao, ry Edôma raha mitaha eo amin’ny samy firenena, ka hataon’ny olona tsinontsinona.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, hataoko tsinontsinona eo amin'ny firenena ianao sy fanazimbazimba eo amin'ny olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, hataoko tsinontsinona eo amin’ny firenena ianao ary fanazimbazimba eo amin’ny olona,
malagasy
Fa, indro, hataoko tsinontsinona eo amin'ny firenena ianao sy fanazimbazimba eo amin'ny olona,