Jeremiah 49:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho figagana i Edoma: Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra efa namelezana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho zary fitalanjonana i Edôma: Ho talanjona avokoa ny mpandalo, sady hisitrìsitra, mahita ny feriny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ho toerana mahonena i Edôma, ka hampahonena sy hampivarahontsana izay rehetra mandalo azy ny fahavoazany.
Malagasy Bible 1865
Ary ho figagana Edoma: Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra efa namelezana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho figagana i Edoma: Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra efa namelezana azy.
malagasy
Ary ho figagana Edoma: Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra efa namelezana azy.