Jeremiah 49:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny nandravana an’i Sodoma sy i Gomora mbamin’ny tanàna teny akaikiny, hoy NY TOMPO, no tsy hisian’ny olona honina any, na zanak’olombelona hivahiny any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanahaka ny nandravana an’i Sôdôma sy i Gômôra mbamin’ireo tanàna nanodidina azy izy, hoy i Iaveh; ka tsy hisy olona monina ao, na hisy zanak’olombelona hipetraka ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho rava tahaka an’i Sôdôma sy Gômôra mbamin’ireo tanàna manodidina azy izy, hoy ny TOMPO. Tsy hisy honina ao aminy ary tsy hisy olona hivahiny any intsony.»
Malagasy Bible 1865
Ary toy ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora mbamin'ny tanàna teny akaikiny, hoy Jehovah, no tsy hisian'olona honina any, na zanak'olombelona hivahiny any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny nandravana an’i Sodoma sy i Gomora mbamin’ny tanàna teny akaikiny, hoy NY TOMPO, no tsy hisian’ny olona honina any, na zanak’olombelona hivahiny any.
malagasy
Ary toy ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora mbamin'ny tanàna teny akaikiny, hoy Jehovah, no tsy hisian'olona honina any, na zanak'olombelona hivahiny any.