Jeremiah 49:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fiezinezin’ny fianjerany dia nihorohoro ny tany; ny feon’ny fitarainany dia re hatrany amin’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihorohoro ny tany, azon’ny fiezinezin’ny fianjerany, re hatrany amin’ny Ranomasina Mena ny feony miantsoantso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihorohoro ny tany noho ny fidoboky ny fianjerany; hatrany amin’ny Ranomasin’ny Volotara no manako ny antso vonjy ataony.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny fiezinezin'ny fianjerany dia nihorohoro ny tany; Ny feon'ny fitarainany dia re hatrany amin'ny Ranomasina Mena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fiezinezin’ny fianjerany dia nihorohoro ny tany; ny feon’ny fitarainany dia re hatrany amin’ny Ranomasina Mena.
malagasy
Tamin'ny fiezinezin'ny fianjerany dia nihorohoro ny tany; Ny feon'ny fitarainany dia re hatrany amin'ny Ranomasina Mena.