Jeremiah 49:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hanidina hiakatra toy ny voromahery izy ka hamelatra ny elany eny ambonin’i Bozra; ary amin’izany andro izany, ny fon’ny lehilahy maherin’i Edoma dia ho tahaka ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro izy misondrotra, miezaka manidina toy ny voromahery; mamelatra ny elany eny ambonin’i Bôsrà; ary ny fon’ireo mpiady maherin’i Edôma, amin’izany andro izany, dia tahaka ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro toa voromahery hipaoka no manidina sy misodisody eo ambonin’i Bôtserà. Amin’izany andro izany dia hangitakitaka toy ny vehivavy miteraka na dia ny lehilahy mahery fo aza.
Malagasy Bible 1865
Indro, hanidina hiakatra toy ny voromahery izy ka hamelatra ny elany eny ambonin'i Bozra; Ary amin'izany andro izany ny fon'ny lehilahy maherin'i Edoma dia ho tahaka ny fon'ny vehivavy mihetsi- jaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hanidina hiakatra toy ny voromahery izy ka hamelatra ny elany eny ambonin’i Bozra; ary amin’izany andro izany, ny fon’ny lehilahy maherin’i Edoma dia ho tahaka ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.
malagasy
Indro, hanidina hiakatra toy ny voromahery izy ka hamelatra ny elany eny ambonin'i Bozra; Ary amin'izany andro izany ny fon'ny lehilahy maherin'i Edoma dia ho tahaka ny fon'ny vehivavy mihetsi- jaza.