Jeremiah 49:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana re no tsy nilaozana ny tanàna malaza, tanàna nifaliako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zary haolo manao ahoana re ilay tanàna be voninahitra ilay tanànam-pahafinaretana sy fifaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana re no dia ilaozana ity tanàna malaza sady tanànam-pifaliana ity!
Malagasy Bible 1865
Nahoana re no tsy nilaozana ny tanàna malaza, tanana fifaliako!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana re no tsy nilaozana ny tanàna malaza, tanàna nifaliako?
malagasy
Nahoana re no tsy nilaozana ny tanàna malaza, tanana fifaliako![Na: Indrisy! efa lao ny tanàna malaza]