Jeremiah 49:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia hiampatrampatra eny amin’ny kianja ny zatovony, ary ho ringana avokoa ny miaramila rehetra amin’izany andro izany, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ho lavo eny amin’ny kianjany ny zatovony, mbamin’ny miaramilany rehetra, fa ho faty amin’izany andro izany izy ireo, - teny marin’i Iavehn’ny tafika. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia ho faty eny an-kianja eny ny zatovony; ary ny miaramilany rehetra ho ripaka amin’izany andro izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPOn’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hiampatrampatra eny an-kalalahana ny zatovony. Ary ny miaramila rehetra ho ringana avokoa amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia hiampatrampatra eny amin’ny kianja ny zatovony, ary ho ringana avokoa ny miaramila rehetra amin’izany andro izany, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Ka dia hiampatrampatra eny an-kalalahana ny zatovony. Ary ny miaramila rehetra ho ringana avokoa amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.