Jeremiah 49:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy afo hampirehetiko ao anatin’ny mandan’i Damaskosy, handevona ny lapan’i Beny-Hadada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handrendrika afo ao anatin’ny mandan’i Damasa Aho, ka handevona ny lapan’i Bena-Hadada izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handrehetako afo ao an-tanànan’i Damasy ka handevona ny lapan’i Bena-Hadada.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy afo hampirehetiko ao anatin'ny mandan'i Damaskosy, handevona ny lapan'i Beni-hadada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy afo hampirehetiko ao anatin’ny mandan’i Damaskosy, handevona ny lapan’i Beny-Hadada.
malagasy
Ary hisy afo hampirehetiko ao anatin'ny mandan'i Damaskosy, handevona ny lapan'i Beni-hadada.