Jeremiah 49:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halainy ny tranolainy sy ny ondry aman’osiny, hoentiny ny ambaindainy mbamin’ny fanaka rehetra sy ny ramevany, sady hiantsoantso hilaza aminy izy hoe: Misy fampangorohoroana manodidina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka halaina ny lainy sy ny biby fiompiny! hoesorina aminy ny ambain-dainy, mbamin’ny entany rehetra sy ny ramevany! ary aoka hisy hiantsoantso aminy hoe: «Misy fangorohoroana hatraiza hatraiza!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka horobaina ny lainy sy ny ondry aman’osiny, ny fialofany sy ny entany rehetra! Ary aoka hoentina ny ramevany! Aoka izy hiantsoantsoana hoe: «Fampihorohoroana hatraiza hatraiza ».
Malagasy Bible 1865
Halainy ny lainy sy ny ondry aman'osiny, ho entin'ny ambain-dainy mbamin'ny fanaka rehetra sy ny ramevany, sady hiantsoantso hilaza aminy hoe izy: Misy fampangorohoroana manodidina!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halainy ny tranolainy sy ny ondry aman’osiny, hoentiny ny ambaindainy mbamin’ny fanaka rehetra sy ny ramevany, sady hiantsoantso hilaza aminy izy hoe: Misy fampangorohoroana manodidina!
malagasy
Halainy ny lainy sy ny ondry aman'osiny, ho entin'ny ambain-dainy mbamin'ny fanaka rehetra sy ny ramevany, sady hiantsoantso hilaza aminy hoe izy: Misy fampangorohoroana manodidina!