Jeremiah 49:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, iakaro ny firenena miadana izay tsy manana ahiahy, hoy NY TOMPO, dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitsangàna, mandehana mamely firenena tsy manana ahiahy, mandry feizay eo amin’ny fonenany, - teny marin’i Iaveh, - dia izay tsy manam-bavahady, na hidy, izay mitoka-monina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitsangàna ianareo, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, ka miakara hamely firenena tsy manana ahiahy fa mihevitra ho miaina am-pilaminana, ka tsy manana varavarana na hidy sady mitoka-monina.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, iakaro ny firenena miadana izay tsy manana ahiahy, hoy Jehovah. Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka- monina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, iakaro ny firenena miadana izay tsy manana ahiahy, hoy NY TOMPO, dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina.
malagasy
Mitsangàna, iakaro ny firenena miadana izay tsy manana ahiahy, hoy Jehovah. Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka- monina.