Jeremiah 49:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Hazora dia ho fonenan’ny amboadia sy ho tany lao mandrakizay; tsy hisy olona honina any, na zanak’olombelona hivahiny any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia ho zary fieren’amboadia i Hasora, sy ho tany lao mandrakizay; tsy hisy olona monina ao, tsy hisy zanak’olombelona hipetraka ao akory. Tenin’Andriamanitra mamely an’i Elama
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanjary fonenan’ny amboahaolo i Hatsôra ka ho toerana mampahonena mandrakizay. Tsy hisy honina ao aminy ary tsy hisy olona hivahiny any intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary Hazora dia ho fonenan'ny amboadia sy ho tany lao mandrakizay; Tsy hisy olona honina any, Na zanak'olombelona hivahiny any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Hazora dia ho fonenan’ny amboadia sy ho tany lao mandrakizay; tsy hisy olona honina any, na zanak’olombelona hivahiny any.
malagasy
Ary Hazora dia ho fonenan'ny amboadia sy ho tany lao mandrakizay; Tsy hisy olona honina any, Na zanak'olombelona hivahiny any.[Na: jakala]