Jeremiah 49:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hotapatapahiko ny tsipìkan’i Elama, izay fototry ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Indro fa andeha hotapahiko ny tsipìkan’i Elama, izay fototry ny heriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Hopotehiko ny tsipîkan’i Helama fa izany no loharanon’ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hotapatapahiko ny tsipìkan'i Elama, Izay fototry ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hotapatapahiko ny tsipìkan’i Elama, izay fototry ny heriny.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hotapatapahiko ny tsipìkan'i Elama, Izay fototry ny heriny.