Jeremiah 49:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitondra rivotra efatra avy amin’ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an’i Elama. Ary haeliko ho amin’izany rivotra rehetra izany izy ka tsy hisy firenena izay tsy halehan’ny voaroaka avy any Elama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitondra rivotra efatra ho amin’i Elama Aho, avy amin’ny lafiny efatry ny lanitra, dia haeliko amin’ireo rivotra rehetra ireo izy; ka tsy hisy firenena tsy ho tongan’ny mpandositra avy ao Elama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy any atsimo sy avaratra ary avy any atsinanana sy andrefana no handefasako ny rivotra efatra hamelezana an’i Helama. Haeliko any amin’ny vazantany rehetra izy, ka tsy hisy firenena izay tsy ahitana Helamita voaroaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hitondra Avotra efatra avy amin'ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an'i Elama, ary haeliko ho amin'izany rivotra rehetra izany izy, ka tsy hisy firenena izay tsy halehan'ny voaroaka avy any Elama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitondra rivotra efatra avy amin’ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an’i Elama. Ary haeliko ho amin’izany rivotra rehetra izany izy ka tsy hisy firenena izay tsy halehan’ny voaroaka avy any Elama.
malagasy