Jeremiah 49:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hampivadi-po an’i Elama eo anoloan’ny fahavalony sy eo anoloan’izay mitady ny ainy Aho ka hahatonga loza aminy, dia ny firehetan’ny fahatezerako, hoy NY TOMPO; ary hampanenjehiko azy ny sabatra mandra-pandaniko azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampangovitra an’i Elama eo anoloan’ny fahavalony Aho, sy eo anoloan’izay mitady ny ainy. Hahatonga loza aminy Aho, dia ny afon’ny fahatezerako mirehitra, - teny marin’i Iaveh. - Ary handefa sabatra eo aorian’izy ireo Aho, mandra-pandringako azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampihorohoroiko ny Helamita eo anatrehan’ny fahavalony, dia eo anatrehan’izay mitady hahafaty azy. Amin-katezerana mirehitra no andefasako loza hamely azy. Hoenjehiko amin’ny ady ireo mandra-paharingako azy.
Malagasy Bible 1865
Fa hampivadi-po an'i Elama eo anoloan'ny fahavalony sy eo anoloan'izay mitady ny ainy Aho ka hahatonga loza aminy, dia ny firehetan'ny fahatezerako, hoy Jehovah; Ary hampanenjehiko azy ny sabatra Mandra-pandaniko azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hampivadi-po an’i Elama eo anoloan’ny fahavalony sy eo anoloan’izay mitady ny ainy Aho ka hahatonga loza aminy, dia ny firehetan’ny fahatezerako, hoy NY TOMPO; ary hampanenjehiko azy ny sabatra mandra-pandaniko azy;
malagasy