Jeremiah 49:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa amin’ny ho avy dia mbola hampodiko avy amin’ny fahababoany ihany i Elama, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa any amin’ny farandro any, hampodiko ny voababo tamin’i Elama, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa indray andro any ny Helamita dia haveriko avy any am-pahababoana ihany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Nefa any am-parany dia mbola hampodiko avy amin'ny fahababoany ihany Elama, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa amin’ny ho avy dia mbola hampodiko avy amin’ny fahababoany ihany i Elama, hoy NY TOMPO.
malagasy
Nefa any am-parany dia mbola hampodiko avy amin'ny fahababoany ihany Elama, hoy Jehovah.