Jeremiah 49:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no ny lohasaha no ataonao ho reharehanao, dia ny lohasahanao mahavokatra be, ry zanakavavy mpikomy, izay mitoky amin’ny harenany ka miteny hoe: Iza moa no ho afa-miakatra atỳ amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana ny ireharehanao amin’izay lohasahanao, - mahavokatra be hoe ny lohasahanao, - ry zanaka vavy mpiodina, izay mitoky amin’ny harenao, manao hoe: «Zovy moa no sahy handroso hamely Ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Adray, ry Rabà, zazavavy mpikomy! Ahoana no ireharehanao amin’ny lohasahanao, dia ireo lohasahanao mahavokatra be, sy itokianao amin’ireo tahirinao hoe: «Iza moa no ho sahy hanafika ahy?»
Malagasy Bible 1865
Nahoana no ny lohasaha no ataonao ho reharehanao, dia ny lohasahanao mahavokatra be. Ry zanakavavy mpiodina, izay mitoky amin'ny rakiny ka manao hoe: Iza moa no ho afa-miakatra atỳ amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no ny lohasaha no ataonao ho reharehanao, dia ny lohasahanao mahavokatra be, ry zanakavavy mpikomy, izay mitoky amin’ny harenany ka miteny hoe: Iza moa no ho afa-miakatra atỳ amiko?
malagasy
Nahoana no ny lohasaha no ataonao ho reharehanao, dia ny lohasahanao mahavokatra be. Ry zanakavavy mpiodina, izay mitoky amin'ny rakiny ka manao hoe: Iza moa no ho afa-miakatra atỳ amiko?