Jeremiah 49:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa afaka izany dia hampodiko avy amin’ny fahababoana ihany ny taranak’i Amona, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa afaka anefa izany, mbola hampodiko ny voababo amin’ny taranak’i Amôna, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa afaka izany vao hampodîko avy amin’ny fahababoany ny Hamônita. Izany no teny hentitra avy amiko TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia hampodiko ihany avy amin'ny fahababoana ny taranak'i Amona, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa afaka izany dia hampodiko avy amin’ny fahababoana ihany ny taranak’i Amona, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia hampodiko ihany avy amin'ny fahababoana ny taranak'i Amona, hoy Jehovah.