Jeremiah 49:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandosira, miverena ianareo, mamitsaha ao amin’ny lalina, ry mponina any Dedana, fa ataoko mihatra amin’i Esao ny loza, dia ny andro hamaliako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandosira, miverena ilalana, mifitsaha ianareo, ry mponina any Dedana, fa hahatonga fandravana amin’i Esao Aho, amin’ny andro hamangiako azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miverena ilalana, mandosira, ry olon’i Dedàna, misitriha any anaty lava-bato any, satria ny loza, ry taranak’i Hesao, no ataoko mihatra aminareo; izao ny fotoana irotsahako an-tsehatra hamely anareo.
Malagasy Bible 1865
Mandosira, miambohoa ianareo, mamitsaha ao amin'ny lalina, ry mponina any Dedana, fa ny loza ho an'i Esao dia nataoko nihatra taminy, dia ny andro hamaliako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandosira, miverena ianareo, mamitsaha ao amin’ny lalina, ry mponina any Dedana, fa ataoko mihatra amin’i Esao ny loza, dia ny andro hamaliako azy.
malagasy
Mandosira, miambohoa ianareo, mamitsaha ao amin'ny lalina, ry mponina any Dedana, fa ny loza ho an'i Esao dia nataoko nihatra taminy, dia ny andro hamaliako azy.