Jeremiah 49:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tonga ao aminao ny mpioty voaloboka dia tsy hamela voaloboka sisa hotsimponina akory izy; raha avy alina ny mpangalatra dia tsy hijanona handrava izy raha tsy afa-po.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mpioty voaloboka no tonga aminao, tsy mamela hotsimponina izy, na dia kely aza; raha mpangalatra tonga alina kosa, mandroba izy, mandra-pahafa-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha tonga any aminareo ny mpioty voaloboka, dia tsy hamela sampahony hotsimponina izy. Raha avy alina ny mpangalatra, dia handrava mandra-pahafapony.
Malagasy Bible 1865
Raha tonga ao aminao ny mpioty voaloboka, dia tsy hamela voaloboka sisa hotsimponina akory izy; Raha avy alina ny mpangalatra, dia handrava mandra-pahafa-pony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tonga ao aminao ny mpioty voaloboka dia tsy hamela voaloboka sisa hotsimponina akory izy; raha avy alina ny mpangalatra dia tsy hijanona handrava izy raha tsy afa-po.
malagasy
Raha tonga ao aminao ny mpioty voaloboka, dia tsy hamela voaloboka sisa hotsimponina akory izy; Raha avy alina ny mpangalatra, dia handrava mandra-pahafa-pony izy.