Jeremiah 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara ao amin’ny tanim-boalobony ianareo ka poteho, nefa aza dia levonina avokoa izy; esory ny rantsany satria tsy an’NY TOMPO ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aniho ny mandany ka ravao, fa aza levonina avokoa; esory ny sakeliny, fa tsy an’i Iaveh ireny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iakaro ka simbasimbao ny tanimboalobony manao ambaratonga; nefa aza potehina tanteraka! Esory ny rantsam-boaloboka satria tsy an’ny Tompo ireny.
Malagasy Bible 1865
Miakara eo amin'ny mandany ianareo, ka mameleza, nefa aza dia levonina avokoa izy; Esory ny sakeliny, satria tsy an'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara ao amin’ny tanim-boalobony ianareo ka poteho, nefa aza dia levonina avokoa izy; esory ny rantsany satria tsy an’NY TOMPO ireny.
malagasy
Miakara eo amin'ny mandany ianareo, ka mameleza, nefa aza dia levonina avokoa izy; Esory ny sakeliny, satria tsy an'i Jehovah izy.