Jeremiah 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahafoy NY TOMPO izy ireo ka niteny hoe: Tsy Izy no izy; tsy hisy loza hanjo antsika ary tsy hahita sabatra na mosary isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nandà an’i Iaveh izy, ka nanao hoe: «Tsy misy Izy, ka tsy hisy loza hanjò antsika; tsy hahita sabatra na mosary isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandà ny Tompo ny vahoakan’i Joda, ka nilaza hoe: «Tsy misy ny TOMPO; tsy hahatratra antsika ny loza sady tsy hahita ady na mosary isika.»
Malagasy Bible 1865
Nahafoy an'i Jehovah izy ka nanao hoe: Tsy Izy no izy; Tsy hisy loza hanjo antsika, ary tsy hahita sabatra na mosary isika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahafoy NY TOMPO izy ireo ka niteny hoe: Tsy Izy no izy; tsy hisy loza hanjo antsika ary tsy hahita sabatra na mosary isika.
malagasy
Nahafoy an'i Jehovah izy ka nanao hoe: Tsy Izy no izy; Tsy hisy loza hanjo antsika, ary tsy hahita sabatra na mosary isika;