Jeremiah 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanjary rivotra ny mpaminany ary tsy hisy ny teny ao aminy, eny, izany no hanjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpaminany, rivotra foana, fa tsy misy miteny ao anatin’izy ireo»; ka ny tenan’izy ireo ihany no aoka hozoin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinontsinona ihany ireo mpaminaniny, fa tsy ao aminy ny tenin’ny Tompo. Aoka hotodîn’izay lazainy izy!
Malagasy Bible 1865
Ny mpaminany dia hanjary rivotra, ary tsy ao am-pony Ilay miteny; Eny, izany no hanjo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanjary rivotra ny mpaminany ary tsy hisy ny teny ao aminy, eny, izany no hanjo azy.
malagasy
Ny mpaminany dia hanjary rivotra, ary tsy ao am-pony Ilay miteny; Eny, izany no hanjo azy.[Na: ny teny]