Jeremiah 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao: Noho ny nitenenanareo izany teny izany dia indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao ary ho kitay hazo ity firenena ity ka holevoniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao koa no lazain’i Iaveh, Andriamanitry ny tafika: «Noho izany vava ataonao izany, indro ny teniko hataoko toy ny afo no eo am-bavanao; ary ity vahoaka ity ho kitay hazo; ka holevonin’izany afo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao: «Noho izany tenin’ireo vahoaka ireo izany, dia hataoko ho toy ny afo ny teniko izay ampitondraiko anao, ry Jeremià; ity firenena ity kosa dia ho toy ny kitay ka holevonin’izany afo izany.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny maro. Noho ny nanaovanareo izany teny izany, indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao, ary ity firenena ity ho kitay hazo ka holevoniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny maro. Noho ny nanaovanareo izany teny izany, indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao, ary ity firenena ity ho kitay hazo ka holevoniny.