Jeremiah 5:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hohaniny ny vokatrao sy ny haninao, hohaniny ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, hohaniny ny ondry aman’osinao sy ny ombinao, hohaniny ny voalobokao sy ny aviavinao sady horavany amin’ny sabatra ny tanàna mimanda izay itokianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Holanìny ny haninao amam-bokatrao; holanìny ny zanakao lahy aman-janakao vavy; holanìny ny ondry aman’ombinao; holanìny ny voalobokao aman’aviavinao; horavany amin’ny sabatra ny tanànanao mimanda izay nitokianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tapitra haripak’io firenena io avokoa ny vokatrareo sy ny mofonareo, ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy, ny omby sy ondry aman’osinareo, ary ny voalobokareo sy ny aviavinareo. Horavany amin’ny ady ny tanànamimanda izay noheverinareo hitokiana.
Malagasy Bible 1865
Ary hohaniny ny vokatrao sy ny haninao, hohaniny ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy, hohaniny ny ondry aman'osinao sy ny ombinao, hohaniny ny voalobokao sy ny aviavinao, sady horavany amin'ny sabatra ny tanàna mimanda izay itokianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hohaniny ny vokatrao sy ny haninao, hohaniny ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, hohaniny ny ondry aman’osinao sy ny ombinao, hohaniny ny voalobokao sy ny aviavinao sady horavany amin’ny sabatra ny tanàna mimanda izay itokianao.
malagasy