Jeremiah 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa na dia amin’izany andro izany aza, hoy NY TOMPO, dia tsy holevoniko avokoa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nefa na dia amin’izany andro izany aza, - teny marin’i Iaveh, - tsy dia hofongorako avokoa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa na amin’izany andro izany aza, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, dia tsy hataoko ringana avokoa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa na dia amin'izany andro izany aza, hoy Jehovah, tsy dia holevoniko avokoa ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa na dia amin’izany andro izany aza, hoy NY TOMPO, dia tsy holevoniko avokoa ianareo.
malagasy
Nefa na dia amin'izany andro izany aza, hoy Jehovah, tsy dia holevoniko avokoa ianareo.