Jeremiah 5:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy mikomy; mikomy izy dia lasa nandeha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ity vahoaka ity manana fo maditra sy miodina; mihataka izy dia lasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa vahoaka mafy fo sy mpiodina, misintaka lavitra ianareo dia lasa,
Malagasy Bible 1865
Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy miodina; Mihodina izy ka lasa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy mikomy; mikomy izy dia lasa nandeha,
malagasy
Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy miodina; Mihodina izy ka lasa,