Jeremiah 5:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zava-betaveta sy mahatsiravina no atao amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy zava-doza sy mahatsiravina miseho ao amin’ny tany:
Malagasy Bible 1865
Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin’ny tany;
malagasy
Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin'ny tany;Ny mpaminany maminany lainga, ny mpisorona: manapaka araka izay atoron'ireny, ary ny oloko mankasitraka izany; Koa hanao ahoana re ianareo any amparany?