Jeremiah 5:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
maminany lainga ny mpaminany, manapaka araka izay atoron’ireny ny mpisorona, ary mankasitraka izany ny oloko; koa hanao ahoana re ianareo amin’ny ho avy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpaminany, maminany lainga, ny mpisorona, mitondra araka izay sitrak’ireo mpaminany ireo; ary ny vahoakako mankasitraka izany! Ka inona no hataonareo hiafaran’izany rehetra izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
maminany lainga ny mpaminany, mitady ny tombontsoany ny mpisorona, ary ny vahoakako mankasitraka izany. Koa rehefa tonga ny farany, inona kosa no hataonareo?
Malagasy Bible 1865
Ny mpaminany maminany lainga, ny mpisorona: manapaka araka izay atoron'ireny, ary ny oloko mankasitraka izany; Koa hanao ahoana re ianareo any amparany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
maminany lainga ny mpaminany, manapaka araka izay atoron’ireny ny mpisorona, ary mankasitraka izany ny oloko; koa hanao ahoana re ianareo amin’ny ho avy?
malagasy
Ny mpaminany maminany lainga, ny mpisorona: manapaka araka izay atoron'ireny, ary ny oloko mankasitraka izany; Koa hanao ahoana re ianareo any amparany?