Jeremiah 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho hoe: Olona mahantra ireto; adala izy fa tsy mahalala ny lalan’NY TOMPO, na ny fitsipik’Andriamaniny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy aho kosa nanao hoe: «Ny ankizy ihany izany. Manao tahaka ny adala izy, fa tsy mahalala ny lalan’i Iaveh izy ireo, sy ny lalàn’ny Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho anakampo hoe: «Momba ireo olona mahantra ihany izany; tsy misaina loatra izy ireny ka tsy mahalala ny sori-dalan’ny TOMPO na izay fitsipik’ilay Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hoy izaho: Olona ambany ireto; Adala izy fa tsy mahalala ny lalan'i Jehovah, na ny fitsipik'Andriamaniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho hoe: Olona mahantra ireto; adala izy fa tsy mahalala ny lalan’NY TOMPO, na ny fitsipik’Andriamaniny;
malagasy
Ka dia hoy izaho: Olona ambany ireto; Adala izy fa tsy mahalala ny lalan'i Jehovah, na ny fitsipik'Andriamaniny;