Jeremiah 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny soavaly tsara fahana izy ka nikarenjy tamin’izay tiany, samy naneno tamin’ny vadin’ny namany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lahin-tsoavaly tsara fahana mikarenjy izy ireo, ka samy maneno amin’ny vadin’ny namany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa soavaly mpikarenjy tsara fahana izy, ka samy nandeha mitrentrena tamin’ny vadin’ny namany avy.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny soavaly tsara fahana izy ka nikarenjy tamin'izay tiany, samy naneno tamin'ny vadin'ny namany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny soavaly tsara fahana izy ka nikarenjy tamin’izay tiany, samy naneno tamin’ny vadin’ny namany avy.
malagasy
Tahaka ny soavaly tsara fahana izy ka nikarenjy tamin'izay tiany, samy naneno tamin'ny vadin'ny namany avy.