Jeremiah 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hovaliko va izy amin’izany? Hoy NY TOMPO; ary tsy hanamparako ny fahatezerako va ny firenena toy izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy hosaziko va izy amin’izany heloka izany! - teny marin’i Iaveh, - ary izay firenena toy izany va tsy hovaliako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy hirotsaka an-tsehatra hamely ireny olona ireny ve Aho, ka hamaly faty ny firenena toy izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Tsy hovaliako va izy amin'izany? hoy Jehovah; Ary tsy hialako fo va ny firenena toy izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hovaliko va izy amin’izany? Hoy NY TOMPO; ary tsy hanamparako ny fahatezerako va ny firenena toy izany?
malagasy
Tsy hovaliako va izy amin'izany? hoy Jehovah; Ary tsy hialako fo va ny firenena toy izany?