Jeremiah 50:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no teny nampilazain’NY TOMPO an’i Jeremia mpaminany ny amin’i Babilona, dia ny tanin’ny Kaldeana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny notononin’i Iaveh tamin’ny alalan’i Jeremia mpaminany, ny amin’i Babilôna sy ny tanin’ny Kaldeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra nataon’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany ho an’i Babilôna sy i Babilônia.
Malagasy Bible 1865
Izao no teny nampilazain'i Jehovah an'i Jeremia mpaminany ny amin'i Babylona dia ny tanin'ny Kaldeana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no teny nampilazain’NY TOMPO an’i Jeremia mpaminany ny amin’i Babilona, dia ny tanin’ny Kaldeana.
malagasy
[Faminaniana ny amin'i Babylona] Izao no teny nampilazain'i Jehovah an'i Jeremia mpaminany ny amin'i Babylona dia ny tanin'ny Kaldeana.