Jeremiah 50:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho voababo i Kaldea; izay rehetra mamabo azy dia ho afa-po, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia horobaina i Kaldea, ho voky avokoa izay handroba azy, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horobaina ny tanin’ny Babilônianina ary ho afa-po ireo rehetra mandroba azy, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Kaldea ho voababo; Izay rehetra mamabo azy dia ho afa-po, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho voababo i Kaldea; izay rehetra mamabo azy dia ho afa-po, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary Kaldea ho voababo; Izay rehetra mamabo azy dia ho afa-po, hoy Jehovah.