Jeremiah 50:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho menatra indrindra ny reninareo, hangaihay ilay niteraka anareo; indro, izy no farany amin’ny firenena, tany efitra sy tany karankaina ary tany ngazana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Safo-kenatra ny reninareo; mivoaramenan’ny henatra ilay niteraka anareo. Indro izy, fa faraidiny amin’ny firenena, efitra, tany foana, tany karankaina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa mba jereo ange ity tanindrazanareo: tafalatsaka lalina anaty henatra, tototry ny fahafaham-baràka. Indro izy nanjary farany amin’ny firenena, lasa taniefitra sy tany hay ary tanety ngazana.»
Malagasy Bible 1865
Dia ho menatra indrindra ny reninareo, hangaihay ilay niteraka anareo; Indro, ny faran'ny firenena, efitra sy tany karankaina ary tani-hay!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho menatra indrindra ny reninareo, hangaihay ilay niteraka anareo; indro, izy no farany amin’ny firenena, tany efitra sy tany karankaina ary tany ngazana!
malagasy
Dia ho menatra indrindra ny reninareo, hangaihay ilay niteraka anareo; Indro, ny faran'ny firenena, efitra sy tany karankaina ary tani-hay!