Jeremiah 50:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fahatezeran’NY TOMPO dia tsy honenana i Babilona fa ho tonga tany lao avokoa; izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra namelezana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny hatezeran’i Israely, tsy honenana intsony izy, fa ho tonga tany lao; izay rehetra handalo eo akaikin’i Babela ho talanjona sy hisitrìsitra avokoa mahita ny feriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahaviniran’ny TOMPO no nahatonga an’i Babilôna tsy honenana intsony fa hampahonena tanteraka. Ho gaga izay rehetra mandalo azy, ka hivarahontsana noho ny voina rehetra nanjo azy.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fahatezeran'i Jehovah dia tsy honenana Babylona. Fa ho tonga tany lao avokoa; Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra namelezana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fahatezeran’NY TOMPO dia tsy honenana i Babilona fa ho tonga tany lao avokoa; izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra namelezana azy.
malagasy
Noho ny fahatezeran'i Jehovah dia tsy honenana Babylona. Fa ho tonga tany lao avokoa; Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra namelezana azy.