Jeremiah 50:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milahara manodidina an’i Babilona hamelezana azy, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; asio izy, fa aza tsitsìna ny zana-tsipìka, fa tamin’NY TOMPO no nanotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Milahara hamely an’i Babela, manodidina azy, ianareo mitana tsipìka rehetra. Tofiro izy, aza itsitsian-jana-tsipìka, fa nanota tamin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo rehetra mpitifitra amin’ny tsipîka, milahara manodidina an’i Babilôna. Amelezo azy ny zana-tsipîkanareo ka aza tsitsîna mihitsy satria meloka eo anatrehan’ny TOMPO izy.
Malagasy Bible 1865
Milahara manodidina hamely an'i Babylona, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; Asio izy, fa aza tsitsina ny zana-tsipìka, fa tamin'i Jehovah no nanotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milahara manodidina an’i Babilona hamelezana azy, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; asio izy, fa aza tsitsìna ny zana-tsipìka, fa tamin’NY TOMPO no nanotany.
malagasy
Milahara manodidina hamely an'i Babylona, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; Asio izy, fa aza tsitsina ny zana-tsipìka, fa tamin'i Jehovah no nanotany.